Aller au contenu

Merkiora (planeta)

Avy amin'i Wikipedia
Sarin' i Merkiora avy eny amin' ny habakabaka.

I Merkiora (na Merkory;[1] marika: ☿) dia fajiry na planeta voalohan' ny Masoandro. Ny halavirany amin' ny Masoandro dia 58 tapitrisa kilômetatra. Izy io dia fajiry akaiky indrindra amin' ny Masoandro. Hita maso avy eto amin' ny Tany izy io, ary ny manitiodany dia eo amin' ny 5,7 hatramin' ny -2,3.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]