Arabo (vahoaka)
(tonga teto avy amin'ny Arabo (olona))
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Arabo dia ireo olona miteny arabo sady manana kolontsaina arabo avy ao amin'ny saikanosin'i Arabia ka miparitaka ao Afrika Avaratra sy ao Atsinanana Afovoany ary ao amin'ny saikanosin'i Arabia.