Hubal

Avy amin'i Wikipedia

I Hubal (arabo: هبل) no andriamanitra lehibe indrindra sady rain' ireo andriamani-bavy telo nivavahan' ny Arabo talohan' ny fivavahana silamo. Ireo andriamanibavy ireo dia i Al-Lāt (arabo: اللات) sy i Al-‘Uzzá (arabo: العزى) ary i Manāt (arabo: مناة‎ ). Ny sarivongan' i Hubal izay vita tamin' ny agata mena sady niendrika olona manana tanana ankavanana volamena, dia nitsangana tao akaikin' ny Kaaba ao amin' ny tanànan'i Maka.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]