Al-Lāt

Avy amin'i Wikipedia
I Al-Lat sy i Manat ary i Al-Uzza

I Al-Lāt (arabo: اللات) dia iray amin'ireo andriamanibavy telo zanaky ny andriamanitra Hubal nivavahan' ny Arabo tao Maka. Nanaovan' ny Arabo sarivongana vato tao Taif i Al-Lāt. Ireo andriamanibavy roa sisa dia i Al-‘Uzzá (arabo: العزى) sy i Manāt (arabo: مناة‎ ).

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]