Fiteny indô-eorôpeanina: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
{{vangovango|fiteny}}
{{vangovango|fiteny}}
[[Sary:Indo-European branches map.svg|vignette|376x376px|Fitsinjarànan'ireo fiteny indô-eorôpeana ao amin'ny tany nipoirany]]

Ny '''fiteny indô-eorôpeanina''' dia fiteny ivondronan'ny fiteny any [[Eorôpa]] sy any [[India]]. Misy 1 000 eo ny isan'ny fiteny avy amin'io fiteny io. Misy olona 3 lavitrisa no miteny amin'ny fiteny indô-eorôpeanina. Fianakaviam-piteny tenenina maneran-tany izy ireo, izay ahitana ny [[fiteny albaney]], ny [[fiteny armeniana]], ny vondrom-piteny [[Fiteny balto-slava|balto-slava]], [[Fiteny seltika|seltika]], [[Fiteny jermanika|jermanika]], [[Fiteny helenika|helenika]], [[Fiteny indo-iraniana|indô-iraniana]], [[Fiteny italika|italika]] (isan'izany ireo [[fiteny rômana]]), ary vondrom-piteny maty roa, dia ny vondrom-piteny [[Fiteny anatoliana|anatoliana]] (isan'izany ny [[fiteny hitita]]) sy ny vondrom-piteny [[Fiteny tokariana|tokariana]]. Ankehitriny dia misy 6 tapitrisa ny olona miteny indô-eorôpeana.
Ny '''fiteny indô-eorôpeanina''' dia fiteny ivondronan'ny fiteny any [[Eorôpa]] sy any [[India]]. Misy 1 000 eo ny isan'ny fiteny avy amin'io fiteny io. Misy olona 3 lavitrisa no miteny amin'ny fiteny indô-eorôpeanina. Fianakaviam-piteny tenenina maneran-tany izy ireo, izay ahitana ny [[fiteny albaney]], ny [[fiteny armeniana]], ny vondrom-piteny [[Fiteny balto-slava|balto-slava]], [[Fiteny keltika|keltika]], [[Fiteny jermanika|jermanika]], [[Fiteny helenika|helenika]], [[Fiteny indo-iraniana|indô-iraniana]], [[Fiteny italika|italika]] (isan'izany ireo [[fiteny rômana]]), ary vondrom-piteny maty roa, dia ny vondrom-piteny [[Fiteny anatoliana|anatoliana]] (isan'izany ny [[fiteny hitita]]) sy ny vondrom-piteny [[Fiteny tokariana|tokariana]]. Ankehitriny dia misy 6 tapitrisa ny olona miteny indô-eorôpeanina.
[[Sary:IndoEuropeanTree.svg|thumb|300px|Fiteny Indô-eorôpeanina]]
[[Sary:IndoEuropeanTree.svg|thumb|300px|Fiteny Indô-eorôpeanina]]


Andalana faha-10: Andalana faha-10:


=== Ny vondrom-piteny tôkariana ===
=== Ny vondrom-piteny tôkariana ===
Ny vondrom-piteny tôkariana na [[Fiteny agni-kotsy|agni-kotsy]] dia ahitana ireo fiteny maty telo, dia ny fiteny agneana sy ny fiteny kotseana ary ny fiteny kroraniana, izay notetenina tao amin'ny lemak'i Tarima tamin'ny taonarivo voalohany taor. <abbr>J.K.</abbr>, ao atsimion'ny faritra mizakatenan'i Xinjiang any [[Sina]].
Ny vondrom-[[Fiteny tôkariana|piteny tôkariana]] na [[Fiteny agni-kotsy|agni-kotsy]] dia ahitana ireo fiteny maty telo, dia ny fiteny agneana sy ny fiteny kotseana ary ny fiteny kroraniana, izay notetenina tao amin'ny lemak'i Tarima tamin'ny taonarivo voalohany taor. <abbr>J.K.</abbr>, ao atsimion'ny faritra mizakatenan'i Xinjiang any [[Sina]].


=== Ny vondrom-piteny balto-slava ===
=== Ny vondrom-piteny balto-slava ===
Andalana faha-27: Andalana faha-27:


=== Ny vondrom-piteny jermanika ===
=== Ny vondrom-piteny jermanika ===
Ny vondrom-piteny jermanika dia misampana telo, ka ahitana ireo fiteny jermanika atsinana (fiteny maty) sy ireo fiteny jermanika avaratra ary ireo fiteny jermanika andrefana.
Ny vondrom-[[Fiteny jermanika|piteny jermanika]] dia misampana telo, ka ahitana ireo fiteny jermanika atsinana (fiteny maty) sy ireo fiteny jermanika avaratra ary ireo fiteny jermanika andrefana.


* Fiteny jermanika atsinanana: fiteny gôtika sy fiteny jermanika maro hafa izay tsy misy mpiteny intsony.
* Fiteny jermanika atsinanana: fiteny gôtika sy fiteny jermanika maro hafa izay tsy misy mpiteny intsony.
Andalana faha-34: Andalana faha-34:


=== Ny vondrom-piteny helenika ===
=== Ny vondrom-piteny helenika ===
Ny vondrom-piteny helenika dia ahitana ny fiteny mikeniana, ny fiteny arkadiana, ny fiteny kipriôta, ny fiteny pamfiliana, ny [[fiteny grika taloha]], ny [[fiteny grika kôine]], ny [[fiteny greka vaovao]], ny fiteny iôniana, ny fiteny beôtiana, ny fiteny lesbiana, ny fiteny tesaliana, ny fiteny makedôniana taloha, ny fiteny dôriana, ny fiteny eleana, ny fiteny etôliana, ny fiteny lôkriana ary ny fiteny fôkidiana.
Ny vondrom-[[Fiteny helenika|piteny helenika]] dia ahitana ny fiteny mikeniana, ny fiteny arkadiana, ny fiteny kipriôta, ny fiteny pamfiliana, ny [[fiteny grika taloha]], ny [[fiteny grika kôine]], ny [[fiteny greka vaovao]], ny fiteny iôniana, ny fiteny beôtiana, ny fiteny lesbiana, ny fiteny tesaliana, ny fiteny makedôniana taloha, ny fiteny dôriana, ny fiteny eleana, ny fiteny etôliana, ny fiteny lôkriana ary ny fiteny fôkidiana.


=== Ny vondrom-piteny indô-iraniana ===
=== Ny vondrom-piteny indô-iraniana ===
Ny vondrom-piteny indô-iraniana dia ahitana ireo [[fiteny iraniana]] sy ireo [[Fiteny indo-ariana|fiteny indô-ariana]] ary ny fiteny noristany.
Ny vondrom-[[Fiteny indô-iraniana|piteny indô-iraniana]] dia ahitana ireo [[fiteny iraniana]] sy ireo [[Fiteny indo-ariana|fiteny indô-ariana]] ary ny fiteny noristany.


* Fiteny iranika: isan'izy ireo ny fiteny avestika, ny [[fiteny persiana taloha]], ny fiteny iraniana antenantenany, ny [[fiteny persana vaovao]], ny fiteny pastô (ao Afghanistàna), ny [[fiteny korda]], ny fiteny balotsy, ny fiteny skitiana, ny fiteny sarmatiana ary ny fiteny oseta.
* Fiteny iranika: isan'izy ireo ny fiteny avestika, ny [[fiteny persiana taloha]], ny fiteny iraniana antenantenany, ny [[fiteny persana vaovao]], ny fiteny pastô (ao Afghanistàna), ny [[fiteny korda]], ny fiteny balotsy, ny fiteny skitiana, ny fiteny sarmatiana ary ny fiteny oseta.
Andalana faha-45: Andalana faha-45:


=== Ny vondrom-piteny italika ===
=== Ny vondrom-piteny italika ===
Mizara ho sampana telo ny vondrom-piteny italika, dia ireo [[fiteny latiniana]] (na [[Fiteny latino-faliska|latino-faliska]]) sy ireo [[fiteny ôsko-ômbriana]].
Mizara ho sampana telo ny vondrom-[[Fiteny italika|piteny italika]], dia ireo [[fiteny latiniana]] (na [[Fiteny latino-faliska|latino-faliska]]) sy ireo [[fiteny ôsko-ômbriana]].


* Fiteny latiniana na latino-faliska, izay ahitana ny [[fiteny latina]], ny fiteny faliska, ireo [[fiteny rômana]] (fiteny sarda, [[fiteny romaniana]], fiteny dalmatika, [[fiteny italiana]], [[fiteny espaniola]], [[fiteny ladino]], [[Fiteny portogey|fiteny pôrtogey]], [[fiteny frantsay]], [[fiteny ôksitana]], [[Fiteny katalàna|fiteny katalana]], [[Fiteny romantsa|fiteny rômantsa]], [[fiteny ladîna]], fiteny friôlana), sns.
* Fiteny latiniana na latino-faliska, izay ahitana ny [[fiteny latina]], ny fiteny faliska, ireo [[fiteny rômana]] (fiteny sarda, [[fiteny romaniana]], fiteny dalmatika, [[fiteny italiana]], [[fiteny espaniola]], [[fiteny ladino]], [[Fiteny portogey|fiteny pôrtogey]], [[fiteny frantsay]], [[fiteny ôksitana]], [[Fiteny katalàna|fiteny katalana]], [[Fiteny romantsa|fiteny rômantsa]], [[fiteny ladîna]], fiteny friôlana), sns.

Endrik'io pejy io tamin'ny 3 Janoary 2020 à 10:59

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fiteny ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Fitsinjarànan'ireo fiteny indô-eorôpeana ao amin'ny tany nipoirany

Ny fiteny indô-eorôpeanina dia fiteny ivondronan'ny fiteny any Eorôpa sy any India. Misy 1 000 eo ny isan'ny fiteny avy amin'io fiteny io. Misy olona 3 lavitrisa no miteny amin'ny fiteny indô-eorôpeanina. Fianakaviam-piteny tenenina maneran-tany izy ireo, izay ahitana ny fiteny albaney, ny fiteny armeniana, ny vondrom-piteny balto-slava, keltika, jermanika, helenika, indô-iraniana, italika (isan'izany ireo fiteny rômana), ary vondrom-piteny maty roa, dia ny vondrom-piteny anatoliana (isan'izany ny fiteny hitita) sy ny vondrom-piteny tokariana. Ankehitriny dia misy 6 tapitrisa ny olona miteny indô-eorôpeanina.

Fiteny Indô-eorôpeanina

Vondrona ao amin'ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana

Ny vondrom-piteny anatoliana

Ny vondrom-piteny anatôliana dia ahitana ireo fiteny maty notenenina tao Anatolia tamin'ny Andro Taloha toy ny fiteny hitita, fiteny lovita, fiteny palaita, fiteny lidiana, fiteny likiana, fiteny miliana, fiteny kariana, fiteny sidetika ary ny fiteny pisidiana.

Ny vondrom-piteny tôkariana

Ny vondrom-piteny tôkariana na agni-kotsy dia ahitana ireo fiteny maty telo, dia ny fiteny agneana sy ny fiteny kotseana ary ny fiteny kroraniana, izay notetenina tao amin'ny lemak'i Tarima tamin'ny taonarivo voalohany taor. J.K., ao atsimion'ny faritra mizakatenan'i Xinjiang any Sina.

Ny vondrom-piteny balto-slava

Ny vondrom-piteny balto-slava dia misampana roa, ka ahitana ireo fiteny balta sy ireo fiteny slava.

Ny vondrom-piteny keltika

Ny vondrom-piteny keltika na seltika dia misampana roa, ka ahitana ireo fiteny keltika an-tanibe sy ireo fiteny keltika a-nosy (ireo fiteny gaelika sy ireo fiteny britônika).

  • Fiteny keltika an-tanibe: fiteny gaoloà, fiteny lepontika, fiteny keltibera, fiteny galatiana (na galata), fiteny norika,
  • Fiteny gaelika: fiteny ekôsey, fiteny irlandey, fiteny gaelga),
  • Fiteny britônika: fiteny galoà na kimrika, fiteny kornika, fiteny bretôna, fiteny kambriana ary fiteny pikta.

Ny vondrom-piteny jermanika

Ny vondrom-piteny jermanika dia misampana telo, ka ahitana ireo fiteny jermanika atsinana (fiteny maty) sy ireo fiteny jermanika avaratra ary ireo fiteny jermanika andrefana.

Ny vondrom-piteny helenika

Ny vondrom-piteny helenika dia ahitana ny fiteny mikeniana, ny fiteny arkadiana, ny fiteny kipriôta, ny fiteny pamfiliana, ny fiteny grika taloha, ny fiteny grika kôine, ny fiteny greka vaovao, ny fiteny iôniana, ny fiteny beôtiana, ny fiteny lesbiana, ny fiteny tesaliana, ny fiteny makedôniana taloha, ny fiteny dôriana, ny fiteny eleana, ny fiteny etôliana, ny fiteny lôkriana ary ny fiteny fôkidiana.

Ny vondrom-piteny indô-iraniana

Ny vondrom-piteny indô-iraniana dia ahitana ireo fiteny iraniana sy ireo fiteny indô-ariana ary ny fiteny noristany.

Ny vondrom-piteny italika

Mizara ho sampana telo ny vondrom-piteny italika, dia ireo fiteny latiniana (na latino-faliska) sy ireo fiteny ôsko-ômbriana.

  • Fiteny ôsko-ômbriana, izay ahitana fiteny tsy misy mampiasa intsony, dia ny fiteny ôska sy ny fiteny ômbriana ary ny fiteny maro hafa koa.

Ny fiteny albaney sy ny fiteny armeniana

Fiteny manirery ny fiteny albaney sy ny fiteny armeniana.ao amin'ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeanina.