Fiteny okrainiana

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny fiteny okrainiana dia iray amin'ireo fiteny efatra ao amin'ny sampana atsinanan'ny vondrom-piteny slava, ao amin'ny fianakaviam-piteny indo-eoropeana, ka ny telo hafa dia ny fiteny belarosiana sy ny fiteny rosiana sy ary ny fiteny rosina (na fiteny rotena). Fiteny ofisialin'i Okraina ny fiteny okrainiana. Atao hoe українська мова / ukrayins'ka mova ny io fiteny io amin'ny fiteny okrainiana.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]