Fiteny rosina

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny fiteny rosina na fiteny rotena dia fiteny ao amin'ny fianakaviam-piteny slava atsinanana ikambanan'ny fiteny rosiana sy ny fiteny okrainiana ary ny fiteny bielorosiana. Misy ny milaza fa fiteny mahaleo tena ny fiteny rosina, fa misy koa ny milaza fa endriky ny fiteny okrainiana ihany izy. Fiteny maty ny fiteny rosina ankehitriny.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]