Fiteny ôsko-ômbriana

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny fiteny ôsko-ômbriana na fiteny sabelika dia sampan'ny vondrom-piteny italika ao amin'ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana. Ireto ireo fiteny ôsko-ômbriana, izay ahitana fiteny tsy misy mampiasa intsony, dia: ny fiteny ôska sy ny fiteny ômbriana ary ny fiteny maro hafa koa.