Fiteny islandey

Ny fiteny islandey dia fiteny jermanika tenenina indrindra ao Islandy izay manao azy ho fiteny ofisialy. Isan'ny sampana andrefan'ny fiteny jermanika avaratra ny fiteny islandey izany mitovitovy amin'ny fiteny ferinjiana. Sahala amin'ireo fiteny slandinaviana hafa dia avy amin'ny fiteny noroà na norsa tranainy izy.