Kôety
دولة الكويت / Dawlat al-Kuwayt ((ar)) | |||||
Kôety ((mg)) | |||||
| |||||
Teny ofisialy | arabo | ||||
Renivohitra | Kuwait City 29°30′N 47°45′E | ||||
Tanàna lehibe indrindra | Kuwait City | ||||
Fitondrana sy governemanta - Émir - Praiminisirtra |
Monarchie constitutionnelle Nawaf al-Ahmad al-Jaber al-Sabah Sabah al-Khaled al-Sabah | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 151 17 818 km² Négligeable | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2020) - hakitroka |
faha 138 2 993 706 mpo. mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Kôety | ||||
Sandam-bola | Dinara kôetiana (KWD )
| ||||
Faritr'ora | UTC | ||||
Hiram-pirenena | ' | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
++965
|
I Kôety dia firenena ao Atsinanana Akaiky, any Azia, ao amin' ny tapany atsinanana amin' ny Saikanosin' i Arabia sady manana morontsiraka ao amin’ ny Hoala Persika. Ny renivohiny dia i Kuwait City. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 17 820 km2 ny velaran-taniny ary miisa 2 818 042 ny mponina ao aminy araka ny fanisana natao tamin' ny 2012. Ny faritr' ora dia +3. Ny ampahany be amin' i Kôety dia tany efitra. Mety mahatratra 50 °C ny maripana mandritra ny fizaràn-taona maina, ary tsy ampy ny orana.
Ny Kôetiana dia 1/3n' ny mponina ao Kôety, fa ny sisa dia mpila ravinahitra avy any ivelany, indrindra ny Indiana sy ny Pakistaney.
I Kôety dia iray amin' ny firenena manan-karena indrindra maneran-tany. Ny solitany no hany loharanon-karena izay azo trandrahana mandritra ny 150 taona any ho any. Ny taozava-baventy any Kôety dia miompana amin' ny fitrandrahana sy ny fanadiovana ny solitany.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Firenena ao Azia:
Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.
Kôntinenta eto an-tany