Faritra Itasy
Faritra Itasy
| |||
Fianarana no lova tsara | |||
Firenena | Madagasikara | ||
Faritany | Antananarivo | ||
Renivohi-paritra | Miarinarivo | ||
Distrika | 3 | ||
Lehiben'ny faritra | ---- | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Velarantany | 6 993 km2 | ||
Isam-ponina | 643 000 mpo. | ||
Hakitroky ny mponina | 91,95 mpo/km2 | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Laharam-pehintany | 19° 00′ 00″ Atsimo | ||
Laharan-jarahasina | 46° 46′ 00″ Atsinanana | ||
Ny Faritra Itasy dia faritra ao amin' ny faritanin' Antananarivo eo anivon' i Madagasikara. Mizara sisin-tany amin' ny faritra Analamanga isy any avaratra atsinanana, amin' i Vakinankaratra any atsimo ary amin' i Bongolava any avaratra-andrefana. Ny renivohi-paritra dia i Miarinarivo, ary ny isa-mponina dia misy any amin' ny 643 000 any ho any tamin' ny 2004, isy no faritany kely indrindra any Madagasikara miaraka amin' ny velarantany 6 993 km2, ary izy no be hakitroky ny mponina indrindra ao aorian' ny faritra Analamanga.
Voazara distrika telo izy :
Ny anaran' ny faritra Itasy dia anaram-parihy, farihy fahatelo eto Madagasikara. Ny faritra dia malaza amin' ny toetra maro:
- Ny farihy itasy: misy mpanjono telo arivo mahery no miaina eo amorom-parihy, lakana zato no lasa manjono eny am-parihy isan-andro.
- Ny tsangam-baton' i Maria Virjiny, eo amin' ny sisim-parihy, manamarika ny anivon' i Madagasikara.
- Ny nosin' Itasy.
- Riandrano Lily. Ny riandrano voalohan' i Madagasikara, manana haabo 16 m sy halalaka 35 m. Ny faharoa (Analavory) dia manan-kaabo 22 m, fa tsy mitovy halalaka.
- Farihy madinika roapolo
- Ny fantsitsitra (geyser) Analavory, mivoaka rano mangatsiaka mety mahatratra telo metatra.
- 120 km ny ranivohi-pirenena ny farihy.
Farihy
[hanova | hanova ny fango]Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Faritany sy faritra eto Madagasikara:
- Faritanin' Antananarivo (Faritra Itasy - Analamanga - Bongolava - Vakinankaratra)
- Faritanin' Antsiranana (Faritra Diana - Sava)
- Faritanin' i Fianarantsoa (Faritra Atsimo-Atsinanana - Amoron' i Mania - Ihorombe - Matsiatra Ambony - Vatovavy - Fitovinany)
- Faritanin' i Mahajanga (Faritra Boeny - Betsiboka - Melaky - Sofia)
- Faritanin' i Toamasina (Faritra Alaotra-Mangoro - Analanjirofo - Atsinanana)
- Faritanin' i Toliara (Faritra Atsimo-Andrefana - Anosy - Androy - Menabe)
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]Lahatsoratra samihafa
- "Communes et régions à Madagascar, De nouveaux acteurs dans la gestion locale de l'environnement", cairn.info
- "Lois annotées sur la décentralisation", fes.de
- "Maroantsetra – Mananara : La création de la 24ème région adoptée en Conseil des ministres Archived Jiona 14, 2023 at the Wayback Machine", midi-madagasikara.mg
- "Gouverneur de région : du provisoire permanent Archived Jiona 30, 2023 at the Wayback Machine", madagascar-tribune.com
Didy aman-dalàna
- "Loi n°2004-001 relative aux Régions" (pdf), faolex.fao.org
- "Loi n°2014-020 du 27 septembre 2014 Relative aux ressources des Collectivités territoriales décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes Archived Desambra 11, 2022 at the Wayback Machine.", ceni-madagascar.mg
- "Loi organique n° 2014-018 du 12 septembre 2014 régissant les compétences, les modalités d’organisation et de fonctionnement des Collectivités territoriales décentralisées, ainsi que celles de la gestion de leurs propres affaires Archived Jiona 30, 2023 at the Wayback Machine.", dgfag.mg
- "Loi n°2014-021 relative à la représentation de l’Etat" (pdf), droit-afrique.com
- "Loi n°2015-002 complétant l’annexe n°01 de la loi n° 2014-020 du 27 septembre 2014 relative aux ressources des Collectivités territoriales décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes Archived Novambra 11, 2021 at the Wayback Machine.", ceni-madagascar.mg
- "Loi n° 2021-012 modifiant l’annexe n° 01 de la Loi n° 2014-020 du 27 septembre 2014, modifiée et complétée par la Loi n° 2018-011 du 11 juillet 2018, relative aux ressources des Collectivités Territoriales Décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes" (pdf), assemblee-nationale.mg
Tsiahy
[hanova | hanova ny fango]
|
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]
|