Hankany amin'ny vontoatiny

Mahavelona (Soavinandriana)

Avy amin'i Wikipedia

19°10′S 46°31′E / 19.167°S 46.517°E / -19.167; 46.517

Mahavelona (Soavinandriana)
Velarantany1 006 km2
Haavo1 006 m
Isan'ny mponina14,000
Ben'ny tanàna
Firenena Madagasikara
Fanjakana
FaritanyAntananarivo
FaritraFaritra Itasy
Tanàna mifanolo-bodirindrina

I Mahavelona (Soavinandriana) dia kaominina malagasy ao amin'ny distrikan'i Soavinandriana, Faritra Itasy,  Madagasikara .

Mampitohy an'i Mahevalona amin'i Soavinandriana (Itasy) (sy RN 43) ny lalana tsy vita rarivato laharana 103 (RIP 103 (Madagascar), izay nohavaozina hatrany Mananasy ihany. Ny ambin'ity lalana ity dia tsy azo aleha afa-tsy amin'ny môtô na traktera.

Fokontany

[hanova | hanova ny fango]
  • Akon'i Ambohimenabe
  • Akon'i Firaisana
  • Ambatofotsy
  • Andafiatsimomboay
  • Andohady
  • Bevazaha
  • Masoandromaherana
  • Miarimandroso
  • Miarinatsimo
  • Soaniadanana

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]