Njoany
(tonga teto avy amin'ny Anjoany)
Aller à la navigation
Aller à la recherche
I Njoany na Anjoany dia nosy ao amin'ny tamba-nosin'i Kômôro ao amin'ny Lakandrano Mozambika, izay fanjakana mizaka tena mitambatra amin'ny nosy hafa ka mamorona ny Firaisan'i Kômôro. I Mutsamudu no renivohiny ary misy mponina miisa 327 382 izy tamin'ny taona 2017. Mirefy 424 km2 ny velerany.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Nosy ao amin'ny Tamba-nosin'i Kômôro: