Haitỳ
(tonga teto avy amin'ny Haiti)
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Repiblik Ayiti ((ht)) | |||||
Repoblikan'i Haitỳ ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : L'union fait la force' | |||||
![]() | |||||
Teny ofisialy | fiteny frantsay , kreôly haisianina | ||||
Renivohitra | Port-au-Prince 18°32′21″N 72°20′11″W / 18.53917°N 72.33639°W | ||||
Tanàna ngeza indrindra | Port-au-Prince | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filoha - Praiministra |
Repoblika Michel Martelly Jean-Max Bellerive | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 142 27 750 km² 1,9 | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2008) - hakitroka |
faha 89 9 776 206 mpo. 352,3 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Haisianina | ||||
Sandam-bola | Gorda (HTG )
| ||||
Faritr'ora | UTC -5 | ||||
Hiram-pirenena | La Dessalinienne | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+509
|
I Haitỳ, na Repoblikan'i Haitỳ, dia firenen'ny Antila Be maka ny ampatelo andrefan'ny Nosy Hispaniola (28 km2 eo ho eo). Ny renivohiny dia Port-au-Prince. Niisa 8,3 tapitrisa ny isam-ponina tany Haitỳ tamin'ny 2005.
Lasa repoblika mainty manam-pahaleovantena voalohany izy teo aorian'ny tolom-piavotana haisianina (1791-1803) nitondra ny tafik'i Napoleon Bonaparte niala teo. I Haitỳ irery no firenena miteny frantsay manam-pahaleovantena any Karaiba.
Jeôgrafia[hanova | hanova ny fango]
Any andrefan'i nosy ny Hispaniola ny Haitỳ, faharoa amin'ny nosy ngeza indrindra any antily. Fahatelo amin'ny firenena ngeza indrindra ny i Haitỳ, eo arian'ny Repoblika Dôminikana sy Koba. Tendrombohitra fotsiny ny ankabeazan'ny tany any Haitỳ. Ny nosy hafa an'i Haitỳkoa dia :