Hispaniola (nosy)

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Nosy Haiti)
Ny nosy Hispaniola

I Hispaniola (amin' ny teny espaniôla : La Española; amin' ny teny latina: Hispaniola) na Haiti (amin' ny fiteny tainô : Ahatti ), mbola antsoina ankehitriny hoe Saint-Domingue ( Santo Domingo: eto, amin' ny heviny malalaka, hanavahana azy amin' i Haity, St -Domingue ary Santo Domingo), dia nosy any Karaîba, nosy be mponina indrindra any Antilia izay misy mponina 21 tapitrisa tamin' ny taona 2015, ary manana velarana mirefy 76 000 km2 no faritra faharoa aorian' ny nosy Kioba (105 000  km2)., izany hoe 37 % fanampiny) . Izany ihany koa ny nosy faha-22 lehibe indrindra eto amin' izao tontolo izao. Voazara amin' ny firenena roa io nosy io: i Haity (mponina 11 tapitrisa: 36 %  ao amin' ny faritra) sy ny Repoblika Dôminikana (mponina 10 tapitrisa: 64 % amin' ny velarantany). I Santo Domingo, renivohitry ny Repoblika Dôminikana, no tanàna lehibe indrindra ao Hispaniola, izay misy mponina 2,5 tapitrisa tamin' ny taona 2010.