Hankany amin'ny vontoatiny

Port-au-Prince

Avy amin'i Wikipedia
Port-au-Prince
VelarantanyNC
Isan'ny mponina1 234 742
Tanàn-dehibeNC
Ben'ny tanànaJean-Yves Jason
FirenenaHaiti
FanjakanaNC
FaritanyOuest
FaritraNC
Tanàna mifanolo-bodirindrinaPòtoprens
Port-au-Prince

Port-au-Prince dia renivohitr'i Haiti ary tanàna be mponina indrindra any Hiti. Mety miisa 3,81 tapitrisa ny isam-ponina ao amin'ny tanànan-dehibe (2008). Ny anaram-ponina dia Port-au-princianina na Port-au-Princien(-ne)(-s) amin'ny fiteny frantsay. Any amin'ny sisin'ny gôlfan'ny Gonâve, kafe sy siramamy ny ankabeazan'ny entana avoakan'ny Port-au-Prince. Manao lasopy, lamba sy simenitra izy anatin'ny ozininy.

Tamin'ny 12 Janoary 2010, ravan'ny horohorontany miisa 7,0 amin'ny mari-drefy Richter, ny isan'ny olona maty dia lazaina fa aman-alina, lazain'ny fahefana fa roa hetsy ny isan'ny maty. Azo hoarina amin'ny tsunami nitranga tamin'ny 26 Desambra 2004 tany Indonezia (maty 220 000) io voina io. Tsy maintsy ravaina sy averina amboarina tanteraka ny tanànan'i Port-au-Prince, amin'ny alalan'ny fanampiana iraisam-pirenena sy ny 10 lavitrisa dollar nentiny hanamboarana ilay tanàna. Mety miisa iray alina sy iray hetsy ny isan'ny olona matin'ny vokatr'io horohorontany io (23 Janoary 2010).

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]