Rivodoza

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny rivodoza dia fiforonan'ny rivo-mahery eny amin'ny habakabaka sy ny ranomasina toy ny tadio izy io, dia ireo mitambatra no miforona ho rivodoza ary rehefa izany dia miakatra an-tanety ary mihahery izy, ka mitondra rivotra mahatratra hatramin'ny 200 km isan'ora na mihoatra ary dia tonga rivodoza ka manimba zavatra betsaka sy trano maro, amin'ny ankapobeny dia izay no anisany fiforonanan'ny rivodoza.