Faritra Alaotra-Mangoro: Fahasamihafan'ny versiona
kAucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-26: | Andalana faha-26: | ||
== Jereo koa == |
== Jereo koa == |
||
=== Faritany eto Madagasikara === |
|||
* [[Faritanin' Antananarivo|Faritanin'Antananarivo]] |
|||
* [[Faritanin'Antsiranana]] |
|||
* [[Faritanin'i Fianarantsoa]] |
|||
* [[Faritanin'i Mahajanga]] |
|||
* [[Faritanin'i Toamasina]] |
|||
* [[Faritanin'i Toliara]] |
|||
{{Kaominina sy distrikan'ny Faritra Alaotra-Mangoro}} |
{{Kaominina sy distrikan'ny Faritra Alaotra-Mangoro}} |
||
{{Faritr'i Madagasikara}} |
{{Faritr'i Madagasikara}} |
Endrik'io pejy io tamin'ny 3 Aogositra 2020 à 10:16
Faritra Alaotra-Mangoro
| |||
Fianarana no lova tsara | |||
Firenena | Madagasikara | ||
Faritany | Toamasina | ||
Renivohi-paritra | Ambatondrazaka | ||
Distrika | Tsy fantatra | ||
Lehiben'ny faritra | Tsy fantatra | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Velarantany | 31 948 km2 | ||
Isam-ponina | 1 112 550 mpo. | ||
Hakitroky ny mponina | 34,82 mpo/km2 | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Laharam-pehintany | 17°49′48″ Atsimo | ||
Laharan-jarahasina | 48°25′48″ Atsinanana | ||
Ny Faritra Alaotra-Mangoro dia faritra malagasy any andrefan'ny faritanin'i Toamasina. Mizara sisintany amin'ny faritra Sofia any avaratra, faritra Analanjirofo any avaratra atsinanana, faritra Atsinanana any atsinanana, faritra Vakinankaratra any atsimo andrefana, ary ny faritra Betsiboka any avaratra andrefana. Ny renivohitr'io faritra io dia Ambatondrazaka, ary ny isan'ny olona miaina any amin'io faritra io dia misy 1 112 550 tamin'ny taona 2008. Ny fivelaran'ny faritra Alaotra-Mangoro dia misy 31 948 km2.
Dimy ny isan'ny distrika ao amin'ny faritra Alaotra-Mangoro, ary 79 no isan'ny kaominina.faritra mahavoka bary mamantsy an i Madagasikara iray manontolo sopitry Madagasikara izy ao koa ny hazandrano besisika.
Ireto ireo distrika 5 ao amin'ny faritra
- Distrikan'Ambatondrazaka
- Distrikan'Amparafaravola
- Distrikan'Andilamena
- Distrikan'Anosibe An'ala
- Distrikan'i Moramanga
Jereo koa
Faritany eto Madagasikara
- Faritanin'Antananarivo
- Faritanin'Antsiranana
- Faritanin'i Fianarantsoa
- Faritanin'i Mahajanga
- Faritanin'i Toamasina
- Faritanin'i Toliara
Tsiahy
|