Zavaboary
Ny zavaboary dia tontolo tsy nokasihan'ny olombelona. Ny teny mifanohitra amin'ny teny « zavaboary » dia « tontolo namboarina », izany hoe tontolo namboarin'ny olombelona toy ny saha, ny trano na ny tanàna.
Ho an'ny olona vitsivitsy, misy hasarotana eo amin'ny teny « ara-javaboary », satria ny zavaboary dia matetika voakasiky ny hetsikan'ny olombelona, na avy hatrany na tsia.
Votoatiny
Fandaharana[hanova | hanova ny fango]

Ny siansan'ny tany dia mahalala bolantany efatra, ny litôsfera, ny hidirôsfera, ny soson-drivotra ary ny biôsfera ; ireo bolantany efatra ireo dia mifandrify amin'ny vato, ny rano, ny rivotra ary ny fiainana.
Ny taranja siantifika lehibe mikasika ny tany dia ny jeografia, ny jeolojia, ny jeofizika ary ny jeodezia. Ireo taranja ireo dia mampiasa ny fizika, simia, biôlôjia, krônôlojia ary matematika mba hametraka ny taranja na fandrafetan'ny tany sy ny fahazoana azy tsara.
Hetsika jeôlôjika[hanova | hanova ny fango]
Ny rano eto an-tany[hanova | hanova ny fango]
Atmôsfera[hanova | hanova ny fango]
Fiainana[hanova | hanova ny fango]
Ekôsistema[hanova | hanova ny fango]
Faritra biolojika[hanova | hanova ny fango]
Tsingerina biojeosimika[hanova | hanova ny fango]
Rafitra[hanova | hanova ny fango]
Fanangonana[hanova | hanova ny fango]
Tsingerina lehibe[hanova | hanova ny fango]
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]
- Nature Journal - Weekly journal of science.
- The WILD Foundation.
- BBC - Science and Nature.
- European Commission - Nature and Biodiversity homepage.
- The Nature Conservancy
- Science.gov - Environment & Environmental Quality.
- wallpapers nature.
- NatureWatch - Wiki for documenting biodiversity (german)
- Ministry of Environment Republic of Korea - Nature