Soson-drivotra
Sauter à la navigation
Sauter à la recherche
Ny soson-drivotra (avy amin'ny sosona : "zavatra atao ao anatin'ny zavatra hafa iray hanatevina azy" ; ary ny rivotra : "aera mihetsika mivoivoy eny amin'ny habakabaka") dia ny sosona izay eo amin'ny velaran'ny fajiry iray. Izy io dia mety na soson'etona (toa ny soson-drivotry ny tany ary ny soson-drivotry ny ankamaroan'ireo fajiry fantatra), na rio (na plasma).