Bola (jeômetria)

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Bola manana tana r.

Ny bola dia velarana foronin' ny teboka rehetra mitovy elanelana amin' ny teboka iray atao hoe ivo. Io elanelana io no atao hoe tanan' ny bola. Ny velaran' ny Tany, amin' ny fomba marikitra, dia azo heverina ho bola manana tana mirefy 6 371 km.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]