Marolafy (jeômetria)

Avy amin'i Wikipedia
Marolafy

Ny marolafy dia endrika ara-jeômetria misy lafy maro (telo, efatra, dimy, enina... na mihoatra) mitovy na tsy mitovy, mirazotra na tsy mirazotra, mifanapaka na tsy mifanapaka. Anisan' ny marolafy ny telolafy, ny efadafy (mahitsizoro, efamira, sns), ny dimilafy, ny enindafy, sns.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]