Tsipika (jeômetria)

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Tsipika)

Ny tsipika dia soritra tsy manana sakany na hateviny, ka ahafahana mamaritra azy ara-tarehimarika izany ao amin' ny jeômetria amin' ny alalan' ny fimirana ao amin' ny mari-toerana karteziana. Misy ny tsipika mahitsy, izay atao hoe hitsy, sy ny tsipika mibiloka, izay atao hoe biloka.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]