Kantsana (jeômetria)

Avy amin'i Wikipedia
Kantsana [AB]

Ny kantsana dia ampahan-kitsy voafetran' ny teboka roa, atao hoe tendron' ny kantsana. Ny kantsana mampitohy teboka roa A sy B dia soratana hoe [A,B] na [AB] ka mampiseho ny ampahan' ny hitsy (AB) izay hita eo anelanelan' ny teboka A sy B izany.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]