Jeômetria
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny jeômetria dia sampan' ny matematika mandinika ny endrika anaty habaka manana "dimension" telo (jeômetria eoklidiana) ary, hatry ny taonjato faha-18, ny endriky ny habaka hafa (jeômetria fanipazana, jeômetria tsy eoklidiana, ohatra). Nivadika ho sampan' ny matematika mizakatena ny fomba fandinihana ny endriky ny habaka toy ny tôpôlôjia na ny jeômetria aljebrika.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
- Biloka (jeômetria) - Bola (jeômetria) - Efamira - Efadafy - Faribolana - Hitsy - Ivo (jeômetria) - Kantsana - Kapila (jeômetria) - Lafy (jeômetria) - Lemaka (jeômetria) - Mahitsizoro - Marolafy (jeômetria) - Miraefadafy - Savaivo - Tana (jeômetria) - Teboka (jeômetria) - Telolafy - Tsipika - Varingarina - Velarana - Zoro.