Mahitsizoro

Avy amin'i Wikipedia
Mahitsizoro

Ny mahitsizoro dia efadafy manana zoro mahitsy (90°) efatra sy lafy efatra mifanatrika sy mitovy halava tsiroaroa (lavany roa sy sakany roa) amin' ny ankapobeny. Mahitsizoro miavaka ny efamira izay manana lafy efatra mitovy tanteraka.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]