Hankany amin'ny vontoatiny

Biôlôjia

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Biolojia)
Ambony ankavanana: bakteria Escherichia coli, ambony ankavia: holatra Amanita muscaria, ambany ankavanana: Oxalis pes-caprae, ambany ankavia: Crocodylus niloticus

Ny biôlôgia dia siansa mikasika ny zavamananaina. Mahafaoka ny ampahany amin' ny siansan' ny zavaboary sy ny tantaran' ny zavamananana izy io. Avy amin' ny teny grika hoe βίος / bios ("aina) sy λόγος / logos ("lahateny") io teny io. Satria misy amin' ny endriny maro ny aina ary amin' ny ambaratonga samy hafa, dia mivelatra manomboka amin' ny môlekiola, mankany amin' ny sela, avy eo amin' ny sehatry ny zavamananaina, hatramin' ny rohivoary (ekôsistema) ny biôlôjia.

Zavamaniry

[hanova | hanova ny fango]