Boloky
Fiseho
Ny boloky na ampala na vaza dia vorona mifaraingo vava. Ankoatry ny boloky misioka toy ny vorona rehetra, dia misy koa ny mahay mamerina ny teny fandreny matetika. Mandrafitra ny vondron-karazana Coracopsis ny karazana boloky efatra ao amin' ny fianakaviana Psittaculidae, tsy fahita afa-tsy eto Madagasikara sy ao amin' ny nosy hafa any amin' ny faritra andrefan' ny Ranomasimbe Indianina.

Ireto ny karazana efatra:
- Coracopsis vasa (hita eto Madagasikara sy ao Kômôro)
- Coracopsis nigra (hita eto Madagasikara, izay mizara ho zana-karazana roa: Coracopsis nigra libs sy Coracopsis nigra nigra)
- Coracopsis sibilans (hita ao Kômôro)
- Coracopsis barklyi (hita ao Seisely)
Ny boloky hita eto Madagasikara
[hanova | hanova ny fango]Misy karazany roa ny boloky hita eto Madagasikara ankoatr' ireo hita eny amin' ny nosy Kômôro sy ny nosy Seisely.
Kolontsaina
[hanova | hanova ny fango]Ohabolana malagasy
[hanova | hanova ny fango]- Aza manao bolokilahy homam-boan-tseva: fy ny atsy, fy ny aroa.
- Boloky homam-boan-tseva: fy ny atsy mamy ny aroa.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Agapornis fischeri
- Agapornis canus - boaiza