Ranomasimbe

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny ranomasimbe na ôseana na ôseanina dia velara-ndrano masina (masira) lehibe dia lehibe sady lalina dia lalina tokony ho 4 000 m, eo anelanelan' ny kôntinenta roa na maromaro. Ny telo ampahefan' ny velaran' ny Tany dia rakotra ranomasimbe avokoa. Misy dimy ny ranomasimbe eto an-Tany, dia ny Ranomasimbe Arktika, ny ny Ranomasimbe Atlantika, ny Ranomasimbe Antarktika, ny Ranomasimbe Indianina, ary ny Ranomasimbe Pasifika.

Ny ranomasimbe
LocationArcticOcean.png
Arktika
LocationAtlanticOcean.png
Atlantika
LocationSouthernOcean.png
Antarktika
LocationIndianOcean.png
Indianina
Location of the Pacific Ocean.png
Pasifika