Ranomasimbe Arktika
Apparence
Ny Ranomasimbe Arktika na Ranomasina Mangatsiaka Arktika, manam-belarana 14,09 tapitrisa km², dia ranomasimbe kely indrindra ary anisan' ny mangatsiaka indrindra. Manafotra ny Tendrontany Avaratra izy sy ny tapany avaratr' i Eorôpa sy i Amerika. Mifandray amin' ny avaratry ny Ranomasimbe Atlantika izy, Ny Ranomasimbe Pasifika koa dia mikasika io ranomasimbe io ao amin' ny Detroit de Bering.
Voarafitry ny ranomandry izy, ary ny velaran' ny ranomandry dia miovaova arakaraky ny fotoana. Amin' ny lafiny anivo, mety efatra metatra any ho any ny hatevin' ny ranomandry. Avy amin' ny firotsahan' ny ranomandry io hatevina io.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]Ny ranomasimbe | ||||
Arktika |
Atlantika |
Antarktika |
Indianina |
Pasifika |