Hankany amin'ny vontoatiny

Bibidia

Avy amin'i Wikipedia
Voalavo nôrveziana (Rattus norvegicus)

Ny bibidia na biby dia dia biby miaina amin' ny toerana voajanahary, tsy nofolahin' ny olombelona mba hompiana ka tsy voafehiny, mamelona ny tenany fa tsy mitady sakafo avy amin' ny olombelona. Amin' ny heviny mivelatra kokoa, amin' ny maha teny malagasy azy, dia anisan' ny bibidia ny voron-dia. Amin' ny heviny mifintina kokoa dia tsy manondro afa-tsy ny biby mpihinan-kena mivelona amin' ny toerana ivelan' ny fonenana sy fiasan' ny olombelona (anaty ala, sns) ny teny hoe bibidia.

Ohatra: bitro dia, saka dia, voromailala dia, amboadia, ampondra dia, vorondia