Hidirôzenina

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Hydrogen discharge tube.jpg
Fanandramana spektrum hidrogen

Ny hidirôzenina dia singa simika misy ny marika H sy isa atomika 1. Miaraka amin'ny lanjan'ny atôma mahazatra 1.008, ny hidirôzenina no singa maivana indrindra ao amin'ny tabilaon'ireo singa simika.