Kordistàna: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Kurdish-inhabited area by CIA (1992) box inset removed.jpg|vignette|253x253px]]
[[Sary:Kurdish-inhabited area by CIA (1992) box inset removed.jpg|vignette|253x253px]]
Ny '''Kordistàna''' dia faritra ao [[Azia Andrefana]], onenan'ny [[Korda (vahoaka)|Korda]] sy vahoaka vitsy anisa hafa, mivelatra ao amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i [[Torkia]] sy ao amin' ny tapany avaratr' i [[Iràka]] sy ao amin' ny tapany avaratra-andrefan' i [[Iràna]] sy ao amin' ny faritra kely roa ao amin' ny tapany avaratra-atsinanana sy avaratra-andrefan' i [[Siria]]. Amin' ireo firenena efatra voatanisa ireo dia ny roa ihany no manaiky ny fisian' ny faritra mitondra ny anarana hoe ''Kordistàna'', dia i Iràna sy i Iràka. Tsy firenena mahaleo tena i Kordistàna.
Ny '''Kordistàna''' dia faritra ao [[Azia Andrefana]], onenan' ny [[Korda (vahoaka)|Korda]] sy vahoaka vitsy anisa hafa, mivelatra ao amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i [[Torkia]] sy ao amin' ny tapany avaratr' i [[Iràka]] sy ao amin' ny tapany avaratra-andrefan' i [[Iràna]] sy ao amin' ny faritra kely roa ao amin' ny tapany avaratra-atsinanana sy avaratra-andrefan' i [[Siria]]. Amin' ireo firenena efatra voatanisa ireo dia ny roa ihany no manaiky ny fisian' ny faritra mitondra ny anarana hoe ''Kordistàna'', dia i Iràna sy i Iràka. Tsy firenena mahaleo tena i Kordistàna.


== Jereo koa ==
== Jereo koa ==

Endrika tamin'ity 13 Novambra 2022 à 18:34 ity

Ny Kordistàna dia faritra ao Azia Andrefana, onenan' ny Korda sy vahoaka vitsy anisa hafa, mivelatra ao amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Torkia sy ao amin' ny tapany avaratr' i Iràka sy ao amin' ny tapany avaratra-andrefan' i Iràna sy ao amin' ny faritra kely roa ao amin' ny tapany avaratra-atsinanana sy avaratra-andrefan' i Siria. Amin' ireo firenena efatra voatanisa ireo dia ny roa ihany no manaiky ny fisian' ny faritra mitondra ny anarana hoe Kordistàna, dia i Iràna sy i Iràka. Tsy firenena mahaleo tena i Kordistàna.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Lisitry ny firenena any Azia:

Fanjakana mbola misy olana: