Kordistàna

Avy amin'i Wikipedia

Ny Kordistàna dia faritra ao Azia Andrefana, onenan' ny Korda sy vahoaka vitsy anisa hafa, mivelatra ao amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Torkia sy ao amin' ny tapany avaratr' i Iràka sy ao amin' ny tapany avaratra-andrefan' i Iràna sy ao amin' ny faritra kely roa ao amin' ny tapany avaratra-atsinanana sy avaratra-andrefan' i Siria. Amin' ireo firenena efatra voatanisa ireo dia ny roa ihany no manaiky ny fisian' ny faritra mitondra ny anarana hoe Kordistàna, dia i Iràna sy i Iràka. Tsy firenena mahaleo tena i Kordistàna.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Lisitry ny firenena any Azia:

Fanjakana mbola misy olana: