Oseania

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

I Ôseania dia kontinenata izay fitambaran'i Aostralia sy ny nosy anarivony maro manodidina ao amin'ny faritra atsimon'ny ranomasimbe Pasifika. Ahitana firenena miisa 14 ny ao Ôseania. Hita ao i Aostralia, i Zelanda Vaovao, i Papoazia, i Ginea Vaovao, Tasmania, i Melanezia, i Mikrônezia, i Pôlinezia, i Haoay. Ny nosy sy ny tamba-nosy sasany dia mifanalavitra dia mifanalavitra (anarivony kilômetatra). Manana velarana 8 523 655 km2 eo ny kontinentan'i Ôseania. Ny 90% n'izay dia Aostralia. Izy no kontinenta kely indrindra eto an-tany.


Oseania
Amerika - Eoropa - Afrika - Azia - Oseania - Antartika


Fizarany[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Ireo kontinenta[hanova | hanova ny fango]