Sydney
Fiseho
33°51′S 151°12′E / 33.850°S 151.200°E
| Sydney (Aostralia) | ||
| Velarantany | 2 194,2 km2 | |
| Haavo | ||
| Isan'ny mponina | 4,698,656 | |
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | ||
| Fanjakana | ||
| Faritany | Valesa Atsimo Vaovao | |
| Faritra | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | ||
I Sydney dia tanàna renivohitry ny fanjakana oostralianan' i any New South Wales ary misy mponina 4 700 000 tapitrisa eo ho eo (tamin' ny taona 2021), tanàna lehibe indrindra any
Aostralia (tamin' ny taona 2021).

Niorina tamin' ny 26 Janoary 1788 i Sydney, izay foibe indostrialy sy ara-barotra ary ara-bola any Aostralia, ary toerana fizahan-tany lehibe. Oniversite sy tranombakoka ary galeria maro no hita ao amin' ity tanàna ity.
