Abôrijinan' i Aostralia

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny Abôrijinan' i Aostralia na Teratanin' i Aostralia dia olona niaina tany Aostralia talohan' ny Eorôpeanina.

Dika[hanova | hanova ny fango]

Amin' ny Aostralianina, ny olona iray dia Abôrijina:

  • raha olona manana razana abôrijina;
  • raha olona miteny abôrijina;
  • raha miaiky fa abôrijina izy.

Tsy maintsy tokony feno ireo fepetra telo ireo; amin' ny heviny ôfisialy, abôrijina ianao na tsia; ny lokon' ny hoditra tsy fepetra iray satria misy abôrijina manana volon-koditra fotsy faha abôrijina kanefa izy, io heviny io koa izy rehefa miresaka momba ny tera-tanin' ny Detroit de Torres

Tantara[hanova | hanova ny fango]

Fiaviana[hanova | hanova ny fango]

Tonga avy any amin' ireo nosy Indônezianina ny Abôrijina ambony sambo; ny Ôseania (Aostralia sy Ginea-Vao) tsy niraikitra tamin' i Azia mihitsy; misy hevitra maromaro amin' io zavatra io:

  • Mety tonga tany Aostralia izareo avy eo amin' ny nosy Timôro-Atsinanana, 40 000 taona lasa izay;
  • Mety tonga tany Aostralia izareo rehefa tsy nisy ranomasina nanasaraka an' i Aostralia amin' i Ginea Vao

Tsy ireo irery ny teôria nisy, ary mety koa raha nisy topa-mponina avy (nendeha ambony ny sambo na nadeha tongotra).

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Boky[hanova | hanova ny fango]

Momban'ny topa-ponina[hanova | hanova ny fango]

  • Triumph of the Nomads: A History of Aboriginal Australia, natanon'i Geoffrey Blainey 1993 [1976], (ISBN 0-87951-084-6)
  • Australian Dreaming: 40,000 Years of Aboriginal History, nataon'i Jennifer Isaacs 2005, (ISBN 1741102588)
  • Norman B. Tindale, Aboriginal Tribes of Australia: Their Terrain, Environmental Controls, Distribution, Limits and Proper Names, juin 1974
  • Barbara Glowczewski, Rêves en colère avec les Aborigènes australiens, Paris, Plon, 2004