Fanjakan'Andriamanitra

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Fanjakan'ny Lanitra)
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny Fanjakan'Andriamanitra na Fanjakan'ny Lanitra dia hita ao amin'ireo fivavahana abrahamika, indrindra ny Jodaisma sy ny Kristianisma, izay mahakasika ny resaka momba ny andro farany.

Ao amin'ny fivavahana kristiana, araka ny hita ao amin'ny Testamenta Vaovao, dia ivon'ny toritenin'i Jesosy/Jesoa ny amin'ny Fanjakan'Andriamanitra sy ny fanambaràna ny hiaviany indray.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]