Distrikan'Andramasina

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Andramasina)

19°11′16″S 47°35′25″E / 19.187850°S 47.590160°E / -19.187850; 47.590160

Distrikan' Andramasina
Velarantany 1 416 km2
Isam-ponina 234 872 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Madagasikara
Faritany Antananarivo
Faritra Analamanga

Ny Distrikan'Andramasina dia distrika ao Madagasikara, ao amin'ny tapany atsinananan'ny Faritanin'Antananarivo, ao amin'ny Faritra Analamanga. Ahitana kaominina miisa 14 ny io distrika io sady mananana velarana 1416 km2.

Kaominina ao amin'ny Distrikan'Andramasina[hanova | hanova ny fango]

Abohimiadana · Alarobia Vatosola · Alatsinainy Bakaro · Andohariana ·Andramasina · Anosibe Trimoloharana · Fitsinjovana Bakaro · Mandrosoa ·Sabotsy Ambohitromby · Sabotsy Manjakavahoaka · Tankafatra

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Ireo distrika ao amin'ny Faritra Analamanga