Fiteny tiorka

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Teny torka)
Aller à la navigation Aller à la recherche
Türkçe dili
Fiteny tiorka

Isan'ny mpiteny 77 tapitrisa
Faritany Flag of Turkey.svg Torkia
Sata Ofisialy ao Flag of Turkey.svg Torkia, ary ny faritra avaratr'i Endrika:Kipra


Ny fiteny tiorka na fiteny torka dia fiteny tenenina ao amin’ ny Repoblikan’ i Torkia, Kipra, Bolgaria, Grisy ary firenena hafan’ ny Empira Ôtômana, ary koa fiteny fampiasan’ ireo mpifindra monina an-tapitrisany ao Eorôpa. Anisan' ireo fiteny ao amin' ny fianakaviana torkika izay ao amin' ny fianakaviamben' ny fiteny altaika ny fiteny tiorka.

Nosoratana tamin’ ny alalan’ ny abidy arabo ny fiteny tiorka nandritra ny arivo taona mahery (900-1928). Tamin’ ny 1928 dia nosoloin’ i Mustafa Kemal Atatürk ho abidy latina ny abidy anoratana azy. Noheverin’ ny governemanta tiorka fa nilaina izany fiovana izany mba hampitomboana ny tahan’ ny olona mahay manoratra sy mamaky teny, satria noheverina fa sarotra ianarana ny abidy arabo tamin’ izany fotoana izany. Nitombo be tokoa ny tahan’ ireo olona mahay mamaky sy manoratra taorian’ ny fiovana, avy any amin’ ny 20 % izy dia lasa nitombo tany amin’ ny 90 %.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.