Fiteny tsovasa

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny tsovasa dia fiteny ao amin' ny sampana ôgora amin' ny fiteny torkika. Atao hoe Чӑваш чӗлхи ity fiteny ity amin' ny teny tsovasa. Ny Tsovasa sy ny Rosiana sasany dia miteny tsovasa any andrefan' ny tendrobohitra Ural ao amin' ny Repoblikan' i Chuvashia ao amin' ny Federasiônan' i Rosia. Olona iray tapitrisa eo ho eo no miteny azy io.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]