Liktenstaina
I Liktenstaina dia firenena ao Eorôpa. I Vaduz no renivohiny. I Schaan no tanàna lehibe indrindra ao. Miaraka amin' ny mponina 39 680 (2022), i Liktenstaina no firenena kely indrindra amin' ny faritra miteny alemàna. Ny fiteny ôfisialy dia ny fiteny alemana.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Firenena ao Eorôpa
Albania - Alemaina - Andôra - Aotrisy - Belzika - Bielôrosia - Bolgaria - Bôsnia-Herzegôvina - Danemarka - Espaina - Estônia - Fanjakana Mitambatra - Finlandy - Frantsa - Grisia (na Gresy) - Hôngria (na Hongaria) - Irlanda - Islandy - Italia - Jeôrjia - Kipra (na Sipra) - Krôasia (na - Krôatia) - Letônia - Liktenstaina - Litoania - Loksemborga - Masedônia Avaratra (na Makedônia Avaratra)- Malta - Môldavia - Môntenegrô - Nederlandy - Nôrvezy - Okraina - Pôlônia - Pôrtogaly - Tsekia - Romania - Rosia - San-Marîno - Serbia - Slôvakia - Slôvenia - Soeda - Soisa - Tsekia - Vatikàna.
Kôntinenta eto an-tany