Fiteny pôlôney
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny fiteny pôlôney (język polski, polszczyzna) dia fiteny ôfisialin' i Pôlônia. Soratana amin' ny abidy pôlôney, voasintona avy amin' ny abidy latina ny fiteny pôlôney. Isan' ny fiteny slava ny fiteny pôlôney.