Sorona masina
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny sorona masina na lamesa dia fotoam-pivavahana kristiana izay anatanterahan'ny pretra ny fankalazana ny soron'ny eokaristia izay famerenana indray ny sorom-panavotana nataon'i Jesoa Kristy. Io no vovonana fara tampon'ny litorjia kristiana, indrindra ao amin'ny Katolika sy ny Ortodoksa.