Kônsily Vatikàna II
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Kônsily faharoa tao Vatikàna na Kônsily Vatikàna II dia kônsily ekiomenika katolika, izany hoe fivoriam-ben' ny eveka katôlika, izay natao nanomboka tamin' ny taona 1962, teo ambatny fitarihan' ny papa Joany XXIII, hatramin' ny taona 1965 teo ambany fitarihan' ny papa Paoly VI. Izany dia kônsily ekiomenika faha-21 an' ny Fiangonana katôlika. Nanamarika ny fisokafan' ny Fiangonana katôlika amin' ny tontolon' ny Andro Vaovao sy amin' ny kolontsaina ankehitriny sady mihevitra ny fandrosoan' ny hairaha sy ny fanomezam-pahafahan' ny vahoaka maneran-tany ary ny fitomboan' ny fialan' ny zavatra maro amin' ny fivavahana.