Eokaristia

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny eokaristia dia fomba manana ny maha izy azy ao amin' ny fivavahana kristiana izay anamasinan' ny mpanao raharaham-piangonana (pretra na pastora sns.) ny mofo sy ny divay ary isotroana sy ihinanan' ny mpivavaka izany araka ny nandidian' i Jesoa Kristy tamin' ny niarahany misakafo farany tamin' ireo mpianany manao hoe: "Izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy". Ny Katôlika no mampiasa io teny io ka mitovy votoantin-javatra tondroina amin' ny teny hoe Fanasan' ny Tompo izay ampiasain' ny Prôtestanta.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Ny sakramenta ao amin' ny fivavahana katôlika: