Virijiny (fanandroana): Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Kwamikagami (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-40: Andalana faha-40:


* [[Alahamady]] - [[Adaoro]] - [[Adizaoza]] - [[Asorotany]] - [[Alahasaty]] - [[Asombola]] - [[Adimizana]] - [[Alakarabo]] - [[Alakaosy]] - [[Adijady]] - [[Adalo]] - [[Alohotsy]]
* [[Alahamady]] - [[Adaoro]] - [[Adizaoza]] - [[Asorotany]] - [[Alahasaty]] - [[Asombola]] - [[Adimizana]] - [[Alakarabo]] - [[Alakaosy]] - [[Adijady]] - [[Adalo]] - [[Alohotsy]]

== Olona malaza teraka teo ambanin'ny famantarana Ny Virgo ==
Alexander lukashenko, mpanao politika

Dmitry Medvedev, mpanao politika

Michael Jackson, mpihira sady mpandihy

Khabib Nurmagomedov, mpiady amin'ny haiady mifangaro

Leo Tolstoy, mpanoratra sady mpanoratra tantara

Keanu Reeves, mpilalao sarimihetsika sady mpitendry mozika

Tom Hardy, mpilalao sarimihetsika

Igor Altushkin, mpandraharaha, mpanorina Ny Orinasa Varahina Rosiana<ref>https://moneymakerfactory.ru/spravochnik/altushkin-igor-istoriya-biznesa/</ref><ref>https://svpressa.ru/persons/igor-altushkin/</ref><ref>https://mainfin.ru/persona/igor-altushkin</ref>

Endrik'io pejy io tamin'ny 8 Jiona 2023 à 07:56

Ny evan'ny Asombola

Ny Virjiny na Asombola no vintana fahenina amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka. Ny Liona no eo alohany ary ny Mizana no manaraka azy.

Sary maneho ny Virijiny
Antokon-kintan'ny Virijiny

Ny antokon-kintana Virijiny sy ny zôdiaka

Ny fotoana andalovan' ny masoandro eo amin' ny antokon-kintan'ny Virijiny dia manomboka amin' ny 16 Septambra ka miafara amin' ny 30 Oktobra. Ny fari-potoan' ny Virijiny araka ny zôdiakan-kintana (frantsay: zodiaque sideral) dia hatramin' ny 16 Septambra ka hatramin' ny 15 Oktobra. Ny Virijiny ao amin' ny zôdiakam-panandroana mahazatra (zôdiaka mikisaka; frantsay: zodiaque tropical) dia manomboka amin' ny 23 Septambra ka miafara amin' ny 22 Oktobra.

Liona Virijiny Mizana
Antokon-kintana 10 Aogositra - 16 Septambra 16 Septambra -  30 Oktobra 30 Oktobra - 20 Novambra
Zodiakan-kintana 16 Aogositra - 15 Septambra 16 Septambra -  15 Oktobra 16 Oktobra - 15 Novambra
Zodiaka mikisaka 23 Jolay - 22 Aogositra 23 Aogositra -  22 Septambra 23 Septambra - 22 Oktobra

Jereo koa

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:

Olona malaza teraka teo ambanin'ny famantarana Ny Virgo

Alexander lukashenko, mpanao politika

Dmitry Medvedev, mpanao politika

Michael Jackson, mpihira sady mpandihy

Khabib Nurmagomedov, mpiady amin'ny haiady mifangaro

Leo Tolstoy, mpanoratra sady mpanoratra tantara

Keanu Reeves, mpilalao sarimihetsika sady mpitendry mozika

Tom Hardy, mpilalao sarimihetsika

Igor Altushkin, mpandraharaha, mpanorina Ny Orinasa Varahina Rosiana[1][2][3]

  1. https://moneymakerfactory.ru/spravochnik/altushkin-igor-istoriya-biznesa/
  2. https://svpressa.ru/persons/igor-altushkin/
  3. https://mainfin.ru/persona/igor-altushkin