Lalao Olimpika
Ny Lalao Olimpika izay azo soratana "Lalao Olympika" ihany koa, (amin'ny fiteny grika ankehitriny Οἱ Ὀλυμπιακοὶ ἀγῶνες [hoi Olympiakoí agônes]) dia tranga iraisam-pirenena lehibe mikasikan'ny [fanatanjahan-tena] atao amin'ny andro fahavaratra sy ny fanatanjahan-tena atao amin'ny andro ririnina. Ny Lalao Olimpika dia fifaninanana amin'ny taranja ara-panatanjahan-tena maro dia maro. Ny elanelam-potoan'ny Lalao Olimpikan'ny fahavaratra tahaky ny Lalao Olimpikan'ny ririnina dia efa-taona ; fa ny elanelam-potoan'ny Lalao Olimpika (fahavaratra-ririnina na ririnina-fahavaratra) dia roa taona.
Ny Lalao Olimpika tamin'ny voalohany dia noforonin'ny foko grika ao Eoropa tamin'ny Andro Taloha tamin'ny taonjato fahavalo hatramin'ny nandraràna azy tamin'ny taonjato fahadimy. I Pierre de Coubertin, mpamorona ny KOI (CIO) no namorona ny Lalao Olimpika maoderina tamin'ny 1896.
Lalao Olimpikan'ny fahavaratra | Lalao Olimpikan'ny ririnina | ||||||
---|---|---|---|---|---|---|---|
Taom | faha- | Tanàna | firenena | faha- | Tanàna | firenena | |
1896 | I | Atena | Grisy | ||||
1900 | II | Paris | Frantsa | ||||
1904 | III | St. Louis, Missouri(1) (1) | Etazonia | ||||
1906 | Intercalated | Atena | Grisy | ||||
1908 | IV | Lôndôna | Fanjakana Mitambatra | ||||
1912 | V | Stockholm | Soeda | ||||
1916 | VI (2) | Berlin | Alemaina | ||||
1920 | VII | Antwerp | Belzika | ||||
1924 | VIII | Paris | Frantsa | I | Chamonix | Frantsa | |
1928 | IX | Amsterdam | Nederlandy | II | St Moritz | Soisa | |
1932 | X | Los Angeles | Etazonia
(2) |
III | Lake Placid, New York | Etazonia | |
1936 | XI | Berlin | Alemaina | IV | Garmisch-Partenkirchen | Alemaina | |
1940 | XII (3) | Tokyo→Helsinki | Japana→
Finlandy |
V (2) | Sapporo→St Moritz→Garmisch-Partenkirchen | Japana → Soisa | |
1944 | XIII (3) | London | Fanjakana Mitambatra | V (3) | Cortina d'Ampezzo | Italia | |
1948 | XIV | Lôndôna | Fanjakana Mitambatra | V | St Moritz | Soisa | |
1952 | XV | Helsinki | Finlandy | VI | Oslo | Norvezy | |
1956 | XVI | Melbourne +
Stockholm(4) |
Australia + Soeda | VII | Cortina d'Ampezzo | Italia | |
1960 | XVII | Roma | Italia | VIII | Squaw Valley, California | Etazonia | |
1964 | XVIII | Tokyo | Japana | IX | Innsbruck | Aotrisy | |
1968 | XIX | Mexico City | Meksika | X | Grenoble | Frantsa | |
1972 | XX | München | Alemaina | XI | Sapporo | Japana | |
1976 | XXI | Montréal, Quebec | Kanada | XII | Innsbruck | Aotrisy | |
1980 | XXII | Môsikao | FRSS | XIII | Lake Placid, New York | Etazonia | |
1984 | XXIII | Los Angeles | Etazonia | XIV | Sarajevo | Iogôslavia | |
1988 | XXIV | Seoul | Korea Atsimo | XV | Calgary, Alberta | Kanada | |
1992 | XXV | Barcelona | Espaina | XVI | Albertville | Frantsa | |
1994 | XVII | Lillehammer | Norvezy | ||||
1996 | XXVI | Atlanta, Georgia | Etazonia | ||||
1998 | XVIII | Nagano | Japana | ||||
2000 | XXVII | Sydney | Aostralia | ||||
2002 | XIX | Salt Lake City, Utah | Etazonia | ||||
2004 | XXVIII | Atena | Grisy | ||||
2006 | XX | Torino | Italia | ||||
2008 | XXIX | Beijing (5) | Sina | ||||
2010 | XXI | Vancouver, British Columbia | Kanada | ||||
2012 | XXX | Lôndôna | Fanjakana Mitambatra | ||||
2014 | XXII | Sochi | Rosia | ||||
2016 | XXXI | Rio de Janeiro | Brazila | ||||
2018 | XXIII | Pyeongchang | Korea Atsimo | ||||
2021(6) | XXXII | Tokyo | Japana | ||||
2022 | XXIV | Beijing | Sina | ||||
2024 | XXXIII | Paris | Frantsa |
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]