Japana
日本国 Nihonkoku ((ja)) | |||||
((ja)) | |||||
Japana ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : Tsy misy | |||||
![]() | |||||
Teny ofisialy | Japoney | ||||
Renivohitra | Tokyo 35°41′N 139°46′E / 35.683°N 139.767°E | ||||
Tanàna lehibe indrindra | Tokyo | ||||
Fitondrana sy governemanta - Mpanjaka - Praiminisitra |
Fanjakana entin'antenimiera Naruhito Yoshihide Suga | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 62 377 835 km² 0,9% | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2016) - hakitroka |
faha 10 127 288 419 mpo. 337.3[1] mpo./km² | ||||
Anaran'ny mponina | Japoney | ||||
IDH (2011) | midina 0.953 (ambony) faha-8 | ||||
Sandam-bola | Yen (JPY )
| ||||
Faritr'ora | UTC +9 | ||||
Hiram-pirenena | Kimi ga yo | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+81
|
Japana (amin'ny fiteny japoney : 日本 Nippon na Nihon; anarana ofisialy 日本国 Nihonkoku) dia firenena ao atsinanan'i Azia. Ireo firenena manodidina azy dia i Korea Atsimo sy Avaratra, Sina ary Rosia. Ireo nosy lehibe indrindra izay an'i Japana dia Honshu, Hokkaido, Kyushu ary Shikoku. Ao amin'ireo nosy efatra ireo ireo ny 97% ny mponina manontolon'i Japana, izay miisa 126 tapitrisa mponina. Tokyo izay manana isam-ponina 30 tapitrisa no renivohitra ary tanàna lehibe indrindra ao Japana ary eto amin'izao tontolo izao.
Tantara[hanova | hanova ny fango]

Miteny ny maribolana fa foaforona tamin'ny taonjato faha fito AJK ny Japana, ary ny mpanjaka Jimmu hono no namorona azy. Tafiditra tany japana ny fomba fanoratan'ny Japoney ankehitriny ; ary ny pretra no nampiditra azy tany.
Tsy tena mitondra ny mpanjaka, any amin'ny tanan'ny andriana ny hasina.
Jeografia[hanova | hanova ny fango]
Mponina[hanova | hanova ny fango]
Politika[hanova | hanova ny fango]
Tsiahy[hanova | hanova ny fango]
- ↑ Endrika:Category handler/numbered ozy ny[http://www.stat.go.jp/data/kokusei/2005/kihon1/00/01.htm Statistics Bureau of Japan
- ↑ "Japan - Rising Sun Country", 11 May 2019 by NHANLUCNHATBAN.