Hankany amin'ny vontoatiny

Sochi

Avy amin'i Wikipedia
Sochi
Velarantany176,77 km2
Isan'ny mponina343,334
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanàna
Firenena Rosia
Fanjakana
FaritanyKrasnodar Krai
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaSochi

I Sochi (na Sotchi araky fanoratana frantsay) dia tanàna ao amin' ny krain' i Krasnodar, ao Rosia. Atao hoe Сочи izy amin' ny fiteny rosiana; სოჭი amin' ny fiteny jeôrjiana; ШәачаSheacha amin' ny fiteny adigey. Eo moron' ny Ranomasina Mainty no misy azy, ao Kaokazy rosiana, izay an' i Jeôrjia taloha. Ny isan' ny mponiny tamin' ny 2013 dia 368 011. Toerana nanatanterahana ny Lalao Olimpikan-dririnina tamin' ny taona 2014 ilay tanàna.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]